<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>15</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Voninahitra amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra, ary fiandrianana ho Anao, ry Tompon'ny tompo! Miankohoka eo anatrehanao izahay.

[V2]
 // Derao, hobio ny Anaran'i Jehovah! Azy anie ny dera sy ny laza ety an-tany ka hatrany an-danitra! Dia hamasino izahay, ry Tompo ô, hitoeran'ny voninahitrao. //

[V3]
 Voninahitra amin'ny avo indrindra, ho an'Andriamanitra, ary fiandrianana ho Anao, ry Tompon'ny tompo! Miankohoka eo anatrehanao izahay.</lyrics>
<title>Voninahitra amin'ny avo indrindra AN15</title>
</song>